Login/Register

ADY AMIN'NY ARETINA SY FOSITRA MPAHAZO NY VOLY

ADY AMIN'NY ARETINA SY FOSITRA MPAHAZO NY VOLY

Izy ity dia boky kely iray ity dia natao mba ho fanoroana sy fampahafantarana ireto singa manaraka ireto :

 

1. FEPETRA MAHASALAMA NY ZAVAMANIRY

2. IREO ASA FIHARIANA ENY AMBANIVOHITRA AMPIASANA NY IPM SY NY PERSUAP

3. FIAROVANA ARA-PAMBOLENA (Lutte agronomique)

4. FIADIANA AMIN’NY FAHAVALO

Isan'ny hita ao ihany koa ireo karazana tekinika toa ny Tekinikam-pambolena fisorohana (GAP), Tekinika fisorohana (IPM),Tekinika Fitsaboana ary indrindra ahitana ireo karazana ady gasy. 

Boky amin'ny fiteny malagasy

Post Title
Post Title

The GSDM: Professionals of Agro-ecology

The GSDM is an association under Malagasy law which brings together various organizations involved in research, training and the dissemination of Conservation Agriculture (or DMC) in Madagascar

This field is currently empty
This field is currently empty

Key words