Ny fifandimbiasam-boly amin'ny Ambatry na Amberivatry izay fantatra amin'ny anarana ara-tsiantifika oe "Cajanus Cajan".
Boky iray entina manoro sy mampahafantatra antsika ny antony lehibe tokony hambolena ny Ambatry sy ireo vokatsoa lehibe entiny na amin'ny lafiny ambonin'ny tany na ambanin'ny tany. Boky mirakitra ireo fotoampambolena ny fomba fambolena azy ireo elanelana tokony arahina.
BIMTT
The GSDM: Professionals of Agro-ecology
The GSDM is an association under Malagasy law which brings together various organizations involved in research, training and the dissemination of Conservation Agriculture (or DMC) in Madagascar
This field is currently empty
This field is currently empty